Ezekiela 48:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ho an’ny mpisorona izany, eny, ho an’ireo nohamasinina avy amin’ny taranak’i Zadoka,+ dia ireo niantsoroka ny andraikiny teo amin’ny fanompoana ahy, fa tsy mba naniasia tahaka an’ireo Levita, rehefa naniasia ny zanak’Israely.+
11 Ho an’ny mpisorona izany, eny, ho an’ireo nohamasinina avy amin’ny taranak’i Zadoka,+ dia ireo niantsoroka ny andraikiny teo amin’ny fanompoana ahy, fa tsy mba naniasia tahaka an’ireo Levita, rehefa naniasia ny zanak’Israely.+