FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 40:46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 Ary ilay efitra fisakafoana mitodika mianavaratra dia ho an’ny mpisorona miandraikitra ny alitara.+ Tsy iza ireo fa ny zanakalahin’i Zadoka,+ izay taranak’i Levy. Ireo no manatona an’i Jehovah mba hanompo azy.”+

  • Ezekiela 43:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 “‘Makà vantotr’ombilahy iray avy amin’ny biby vaventy ho fanatitra noho ny ota,+ ka omeo ny Levita mpisorona+ taranak’i Zadoka,+ dia ireo manatona+ mba hanompo ahy’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.

  • Ezekiela 44:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “‘Hanatona mba hanompo ahy ireo Levita mpisorona+ taranak’i Zadoka,+ izay niandraikitra ny toerako masina fony naniasia nanalavitra ahy ny zanak’Israely.+ Dia hitsangana eo anatrehako+ izy ireo mba hanolotra tavin-kena+ sy ra’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara