Eksodosy 30:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Dia hamasino ireo mba ho masina indrindra.+ Tokony ho olona masina no hikasika an’ireo.+ Levitikosy 6:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 “‘Ho masina ny zava-drehetra mikasika ny hena atao fanatitra.+ Ary raha misy akanjo ipitihan’ny ran’ilay fanatitra,+ dia hosasanao ao amin’ny toerana masina ilay akanjo.+
27 “‘Ho masina ny zava-drehetra mikasika ny hena atao fanatitra.+ Ary raha misy akanjo ipitihan’ny ran’ilay fanatitra,+ dia hosasanao ao amin’ny toerana masina ilay akanjo.+