FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 48:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Io anjara voarefy io no ho fanomezana masina ho an’ny mpisorona:+ Dimy arivo sy roa alina hakiho ny any avaratra, iray alina hakiho ny sakany any andrefana, iray alina hakiho ny sakany any atsinanana, ary dimy arivo sy roa alina hakiho ny lavany any atsimo. Ary ho eo afovoan’izy io ny toerana masin’i Jehovah.+

  • Ezekiela 48:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 “Hanana anjara eo akaikin’ny faritanin’ny mpisorona ny Levita:+ Dimy arivo sy roa alina hakiho ny lavany, ary iray alina hakiho ny sakany. Dimy arivo sy roa alina hakiho ny lavany manontolo ary iray alina hakiho ny sakany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara