2 Mpanjaka 24:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nataony sesitany tany Babylona+ àry i Joiakina.+ Ary nentiny avy any Jerosalema koa ny renin’ny mpanjaka+ sy ireo vadin’ny mpanjaka ary ny tandapany,+ mbamin’ny olona ambony teo amin’ilay tany, mba hatao sesitany tany Babylona.
15 Nataony sesitany tany Babylona+ àry i Joiakina.+ Ary nentiny avy any Jerosalema koa ny renin’ny mpanjaka+ sy ireo vadin’ny mpanjaka ary ny tandapany,+ mbamin’ny olona ambony teo amin’ilay tany, mba hatao sesitany tany Babylona.