-
2 Mpanjaka 25:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Ary tamin’ny taona fahafito amby telopolo nanaovana sesitany an’i Joiakina+ mpanjakan’ny Joda, tamin’ny andro fahafito amby roapolon’ny volana faharoa ambin’ny folo, tamin’ny taona naha lasa mpanjaka an’i Evila-merodaka+ mpanjakan’i Babylona, dia nahazo sitraka taminy* i Joiakina mpanjakan’ny Joda, ka navoakany+ avy tao am-ponja.
-
-
Jeremia 52:31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
31 Tamin’ny taona fahafito amby telopolo nanaovana sesitany an’i Joiakina+ mpanjakan’ny Joda, tamin’ny andro fahadimy amby roapolon’ny volana faharoa ambin’ny folo, tamin’ny taona naha lasa mpanjaka an’i Evila-merodaka mpanjakan’i Babylona, dia nahazo sitraka taminy*+ i Joiakina mpanjakan’ny Joda. Koa navoakany avy tao am-ponja i Joiakina.
-