Isaia 36:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 I Ejipta no mba itokisanao hanampy anao.+ Bararata+ torotoro anefa izy, ka raha itehenana dia hanindrona sy handoaka tanana. Toy izany i Farao+ mpanjakan’i Ejipta ho an’izay rehetra mitoky aminy.+
6 I Ejipta no mba itokisanao hanampy anao.+ Bararata+ torotoro anefa izy, ka raha itehenana dia hanindrona sy handoaka tanana. Toy izany i Farao+ mpanjakan’i Ejipta ho an’izay rehetra mitoky aminy.+