FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 25:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Aza maka zanabola na tombony aminy rehefa mampisambotra azy,+ fa matahora an’Andriamanitrao,+ mba ho velona eo aminao ny rahalahinao.

  • Ezekiela 22:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Misy mandray kolikoly eo aminao mba handatsahan-dra.+ Maka zanabola+ sy maka tombony ianao rehefa mampisambo-bola.+ Mampiasa herisetra mba hakana tombony+ amin’ny namanao ianao ka manambaka azy,+ ary hadinonao aho’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara