FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 36:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Nikomy tamin’i Nebokadnezara Mpanjaka koa izy,+ nefa i Nebokadnezara efa nampianiana azy tamin’ny anaran’Andriamanitra.+ Ary nanamafy+ hatoka sy nanamafy+ fo foana i Zedekia, ka tsy niverina tamin’i Jehovah Andriamanitry ny Israely.

  • Jeremia 27:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Nolazaiko tamin’i Zedekia+ mpanjakan’ny Joda daholo koa izao teny+ izao: “Ampidino ho eo ambany ziogan’ny mpanjakan’i Babylona ny vozonareo, ka tompoy izy sy ny vahoakany, mba ho velona ianareo.+

  • Jeremia 38:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary hoy i Jeremia tamin’i Zedekia: “Izao no nolazain’i Jehovah, Andriamanitry ny tafika,+ Andriamanitry ny Israely:+ ‘Raha mivoaka tokoa ho eny amin’ireo andrianan’ny mpanjakan’i Babylona+ ianao, dia ho velon’aina sady tsy hodorana ity tanàna ity, ary tsy ho faty koa ianao sy ny ankohonanao.+

  • Ezekiela 17:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Nikomy+ taminy anefa izy tamin’ny farany, ka naniraka olona ho any Ejipta mba hahazoany soavaly+ sy olona maro. Hahomby ve izy? Ho afa-mandositra ve izy, nefa nanao izany sady nivadika tamin’ny fifanekena? Ho afa-mandositra tokoa ve izy?’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara