FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 28:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia nanontany an’i Jehovah i Saoly,+ nefa tsy namaly azy mihitsy i Jehovah,+ na tamin’ny nofy+ na tamin’ny Orima,+ na tamin’ny alalan’ny mpaminany.+

  • Ohabolana 15:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Maharikoriko an’i Jehovah ny sorona ataon’ny ratsy fanahy,+ fa mahafinaritra azy kosa ny vavaky ny olo-mahitsy.+

  • Ohabolana 28:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Izay manampin-tsofina tsy hihaino ny lalàna,+ na ny vavaka ataony aza dia maharikoriko.+

  • Isaia 1:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Rehefa mamelatra ny tananareo+ ianareo, dia tampenako tsy hijery anareo ny masoko.+ Na manao vavaka maro+ aza ianareo, dia tsy hihaino aho,+ fa feno ran’olona ny tananareo.+

  • Ezekiela 14:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 “Ry zanak’olona, nomen’ireo lehilahy ireo toerana lehibe ao am-pony ny sampiny maharikoriko, ary nataony teo anoloany ilay vato mahatafintohina izay nahatonga azy hanao fahadisoana.+ Dia hanaiky hanontanian’izy ireo ve aho?+

  • Mika 3:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Koa ho menatra+ ny mpahita,+ ary ho diso fanantenana ny mpisikidy.+ Ary hanarona ny volombavany+ izy rehetra, satria tsy hamaly azy intsony Andriamanitra.’”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara