FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 16:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Ry zanak’olona, ampahafantaro+ an’i Jerosalema ny zava-maharikoriko ataony.+

  • Ezekiela 16:51
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 51 “‘Na i Samaria+ aza tsy nahavita ny antsasaky ny fahotana vitanao. Betsaka noho ny an’ireo ny zava-maharikoriko nataonao, hany ka ny rahavavinao indray no toa marina raha ampitahaina aminao, noho ny fanao maharikoriko rehetra narahinao.+

  • Ezekiela 22:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Ry zanak’olona, tsy tokony hitsara ve ianao?+ Tsy tokony hitsara an’ilay tanàna mpandatsa-dra+ ve ianao? Ary tsy tokony hampahafantarinao azy tokoa ve ny zava-maharikoriko rehetra nataony?+

  • Ezekiela 23:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Ary hoy koa i Jehovah tamiko: “Ry zanak’olona, tsy tokony hitsara+ an’i Ohola sy Oholiba+ ve ianao, ka hilaza aminy ny zava-maharikoriko nataony?+

  • Lioka 11:47
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 “Lozanareo, satria manorina ny fasan’ny mpaminany ianareo, nefa ny razanareo no namono azy ireny!+

  • Asan’ny Apostoly 7:51
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 51 “Ry mafy hatoka, tsy voafora fo+ sy sofina! Manohitra ny fanahy masina foana ianareo. Ary tahaka ny nataon’ny razanareo ihany no ataonareo koa.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara