Ezekiela 23:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ohola no anaran’ilay zokiny, ary Oholiba kosa ilay rahavaviny. Nalaiko ho vady izy roa vavy+ ka nanan-janaka maro, lahy sy vavy.+ Ary ilay anarana hoe Ohola dia manondro an’i Samaria,+ ary i Oholiba kosa manondro an’i Jerosalema.+
4 Ohola no anaran’ilay zokiny, ary Oholiba kosa ilay rahavaviny. Nalaiko ho vady izy roa vavy+ ka nanan-janaka maro, lahy sy vavy.+ Ary ilay anarana hoe Ohola dia manondro an’i Samaria,+ ary i Oholiba kosa manondro an’i Jerosalema.+