FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Daniela 7:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Ary nahita biby hafa koa aho, dia biby faharoa, izay tahaka ny orsa.+ Niainga ny ila tenany,+ ary nisy taolan-tehezana telo teo am-bavany, teo anelanelan’ny nifiny. Ary izao no nolazaina taminy: ‘Mitsangàna, mihinàna nofo be dia be.’+

  • Daniela 8:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Dia nanopy ny masoko aho ka nahita ondrilahy+ iray nijoro teo akaikin’ilay renirano. Nanana tandroka roa izy io, ary lava ireo tandroka ireo. Lava noho ny iray ny iray, nefa ilay lava kokoa no nipoitra farany.+

  • Daniela 11:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary holazaiko aminao ny marina:+

      “Mbola hisy mpanjaka telo hitsangana any Persa.+ Ary ny fahefatra+ hanangona harena betsaka noho ny an’ny hafa rehetra.+ Ary raha vao mahery izy noho ny harenany, dia hoentaniny ny rehetra mba hanafika ny fanjakan’i Gresy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara