Daniela 8:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dia nankeo amin’ilay nijoroako i Gabriela. Rehefa tonga teo izy, dia natahotra mafy aho, ka niankohoka. Ary hoy izy tamiko: “Aoka ho azonao,+ ry zanak’olona,+ fa ho tanteraka amin’ny fotoanan’ny farany ilay fahitana.”+
17 Dia nankeo amin’ilay nijoroako i Gabriela. Rehefa tonga teo izy, dia natahotra mafy aho, ka niankohoka. Ary hoy izy tamiko: “Aoka ho azonao,+ ry zanak’olona,+ fa ho tanteraka amin’ny fotoanan’ny farany ilay fahitana.”+