FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 29:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 Ary izao no hampiarahina amin’ilay ondrilahy voalohany: Lafarinina tsara toto ampahafolon’ny efaha+ afangaro amin’ny menaka ampahefatry ny hina* avy amin’ny oliva voatoto, ary koa divay ampahefatry ny hina ho fanatitra zava-pisotro.+

  • Hosea 9:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Tsy handraraka divay ho an’i Jehovah intsony izy ireo.+ Ary tsy hankasitrahany intsony ny sorona ataony.+ Fa amin’izy ireo, dia toy ny mofom-pisaonana+ ireny, ka handoto tena izay rehetra mihinana azy. Ho an’ny tenany ihany ny mofony, fa tsy hoentina ao an-tranon’i Jehovah.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara