Levitikosy 26:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ho very maina fotsiny ny herin-tsandrinareo, satria tsy hahavokatra ny taninareo,+ ary tsy hamoa ny hazo eny an-tsaha.+ Jeremia 4:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Koa hisaona ilay tany,+ ary ho maizina ny lanitra ambony,+ satria efa niteny aho ary efa nandinika, ka tsy hanenina na hiova hevitra.+ Jeremia 14:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Misaona i Joda,+ milofika ireo vavahadiny+ ka midaboka amin’ny tany.+ Miakatra ny fitarainan’i Jerosalema.+
20 Ho very maina fotsiny ny herin-tsandrinareo, satria tsy hahavokatra ny taninareo,+ ary tsy hamoa ny hazo eny an-tsaha.+
28 Koa hisaona ilay tany,+ ary ho maizina ny lanitra ambony,+ satria efa niteny aho ary efa nandinika, ka tsy hanenina na hiova hevitra.+
2 Misaona i Joda,+ milofika ireo vavahadiny+ ka midaboka amin’ny tany.+ Miakatra ny fitarainan’i Jerosalema.+