Jeremia 49:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fa hataoko mangadihady kosa i Esao.+ Hataoko miharihary ny toeram-piafenany+ ka tsy hisy ho afaka hiafina ao.+ Ho voaroba ny taranany sy ny rahalahiny ary ny mpiara-monina aminy.+ Ary izy kosa tsy hisy intsony.+
10 Fa hataoko mangadihady kosa i Esao.+ Hataoko miharihary ny toeram-piafenany+ ka tsy hisy ho afaka hiafina ao.+ Ho voaroba ny taranany sy ny rahalahiny ary ny mpiara-monina aminy.+ Ary izy kosa tsy hisy intsony.+