FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 3:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ary ny zanakalahin’i Pedaia dia i Zerobabela+ sy Simey. Ary ny zanakalahin’i Zerobabela dia i Mesolama sy Hanania, ary i Selomita no anabavin’izy ireo.

  • Ezra 3:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia nitsangana i Jesoa+ zanak’i Jozadaka, sy ireo rahalahiny mpisorona, ary i Zerobabela+ zanak’i Sealtiela,+ sy ireo rahalahiny, ka nanorina ny alitaran’ilay Andriamanitry ny Israely mba hanolorana sorona dorana, araka izay voasoratra+ ao amin’ny lalàn’i Mosesy, lehilahin’Andriamanitra.

  • Ezra 5:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Tamin’izay i Zerobabela+ zanak’i Sealtiela,+ sy Jesoa+ zanak’i Jozadaka, no nanomboka nanorina indray ilay tranon’Andriamanitra tany Jerosalema. Ary nisy mpaminanin’Andriamanitra+ nanampy azy ireo.

  • Matio 1:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Jekonia niteraka an’i Sealtiela+ tany Babylona;

      Sealtiela niteraka an’i Zerobabela;+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara