FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 29:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Dia nirehitra tamin’ilay tany ny fahatezeran’i Jehovah, ka nataony nihatra taminy ny ozona rehetra voasoratra ato amin’ity boky ity.+

  • 2 Mpanjaka 22:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Nahafoy ahy mantsy izy ireo ka nanolotra setroka ho sorona ho an’andriamani-kafa,+ mba hampahatezitra ahy amin’ny asan’ny tanany rehetra.+ Ary nirehitra tamin’ity toerana ity ny fahatezerako ka tsy hovonoina.’”’+

  • Jeremia 44:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Koa nanampatra ny fahatezerako sy ny fahavinirako aho. Dia nandoro an’ireo tanànan’i Joda sy ny lalamben’i Jerosalema ny fahatezerako.+ Koa rava tanteraka sy lao ireo, toy ny amin’izao andro izao.’+

  • Zakaria 8:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: ‘“Nikasa ny hahatonga loza taminareo aho noho ny nataon’ny razanareo, izay nampahatezitra ahy”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, “ary tsy nanenenako izany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara