FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 6:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary hoy aho: “Mandra-pahoviana, Jehovah ô?”+ Dia hoy izy: “Mandra-paharavan’ny tanàna, ka tsy hisy mponina intsony, sady tsy hisy olona intsony ao amin’ireo trano, ary ho lao ny tany,+

  • Jeremia 35:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “Koa izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny tafika, Andriamanitry ny Israely: ‘Hataoko amin’ny Joda sy ny mponina rehetra eto Jerosalema ny loza rehetra nolazaiko hamelezana azy,+ satria efa niteny azy ireo aho nefa tsy nihaino izy ireo, ary niantso azy foana aho nefa tsy namaly izy ireo.’”+

  • Jeremia 39:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Nodoran’ny Kaldeanina ny tranon’ny mpanjaka sy ny tranon’ny vahoaka,+ ary narodany ny mandan’i Jerosalema.+

  • Jeremia 52:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary ny manda rehetra nanodidina an’i Jerosalema dia narodan’ny tafika manontolon’ny Kaldeanina, izay niaraka tamin’ilay lehiben’ny mpiaro ny mpanjaka.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara