Eksodosy 24:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Koa noraisin’i Mosesy ny ra ary nafafiny teny amin’ny vahoaka+ sady hoy izy: “Ity no ran’ny fifanekena+ nataon’i Jehovah taminareo, momba izany teny rehetra izany.” Zakaria 9:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Noho ny ran’ilay fifanekena+ nifanaovanao tamiko, ravehivavy, dia havoakako avy ao anaty lavaka tsy misy rano ny olonao voafonja.+ Matio 26:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Fa ity no*+ rako, dia ‘ny ran’ny+ fifanekena’+ izay halatsaka ho an’ny maro+ ho famelan-keloka.+ 1 Korintianina 11:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Toy izany koa no nataony ny amin’ny kaopy+ rehefa avy nihinana ny sakafo hariva izy. Ary hoy izy: “Ity kaopy ity no fifanekena vaovao+ miorina amin’ny rako.+ Ataovy hatrany izao ho fahatsiarovana+ ahy, isaky ny misotro amin’izy ity ianareo.” Hebreo 9:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Koa na ilay fifanekena taloha+ aza tsy natao nanan-kery raha tsy nisy ra.+
8 Koa noraisin’i Mosesy ny ra ary nafafiny teny amin’ny vahoaka+ sady hoy izy: “Ity no ran’ny fifanekena+ nataon’i Jehovah taminareo, momba izany teny rehetra izany.”
11 “Noho ny ran’ilay fifanekena+ nifanaovanao tamiko, ravehivavy, dia havoakako avy ao anaty lavaka tsy misy rano ny olonao voafonja.+
25 Toy izany koa no nataony ny amin’ny kaopy+ rehefa avy nihinana ny sakafo hariva izy. Ary hoy izy: “Ity kaopy ity no fifanekena vaovao+ miorina amin’ny rako.+ Ataovy hatrany izao ho fahatsiarovana+ ahy, isaky ny misotro amin’izy ity ianareo.”