FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Lioka 23:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Fa ny vahoaka rehetra kosa niantsoantso indray niredona hoe: “Vonoy io,+ fa i Barabasy no afaho ho anay!”+

  • Jaona 19:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Niantsoantso mafy anefa ireo hoe: “Vonoy io! Vonoy io! Fantsiho amin’ny hazo fijaliana izy!” Fa hoy i Pilato: “Hofantsihako amin’ny hazo fijaliana ve ny mpanjakanareo?” Dia namaly ny lehiben’ny mpisorona hoe: “Tsy manana mpanjaka ankoatra an’i Kaisara izahay.”+

  • Asan’ny Apostoly 22:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Nihaino an’i Paoly izy ireo hatreo amin’izany teny izany, fa avy eo kosa nanandratra ny feony, nanao hoe: “Fongory amin’ny tany ilehio, fa tsy mendrika ny ho velona akory!”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara