24 Ary hoy i Festosy: “Ry Agripa Mpanjaka sy ianareo rehetra izay manatrika eto miaraka aminay, io hitanareo io ilay lehilahy nangatahin’ny Jiosy maro be tamiko, na tany Jerosalema na teto, ka niantsoantsoan’izy ireo hoe tsy mendrika ny ho velona intsony izy.+