1 Mpanjaka 22:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary nanatona i Zedekia zanak’i Kenana, ka namely tehamaina+ an’i Mikaia, sady nanao hoe: “Taiza ny lalana nivoahan’ny fanahin’i Jehovah tamiko mba hiteny tamin’ialahy?”+ Jeremia 20:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia nikapoka an’i Jeremia mpaminany izy+ ary nangeja azy tamin’ny boloky hazo,+ teo amin’ny Vavahadin’i Benjamina, dia ilay vavahady ambony mankao amin’ny tranon’i Jehovah. Jaona 18:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Rehefa avy nilaza izany izy, dia namely tehamaina+ azy ny mpiambina iray nijoro teo, ka nanao hoe: “Izany ve no fomba famalinao ny lehiben’ny mpisorona?”
24 Ary nanatona i Zedekia zanak’i Kenana, ka namely tehamaina+ an’i Mikaia, sady nanao hoe: “Taiza ny lalana nivoahan’ny fanahin’i Jehovah tamiko mba hiteny tamin’ialahy?”+
2 Dia nikapoka an’i Jeremia mpaminany izy+ ary nangeja azy tamin’ny boloky hazo,+ teo amin’ny Vavahadin’i Benjamina, dia ilay vavahady ambony mankao amin’ny tranon’i Jehovah.
22 Rehefa avy nilaza izany izy, dia namely tehamaina+ azy ny mpiambina iray nijoro teo, ka nanao hoe: “Izany ve no fomba famalinao ny lehiben’ny mpisorona?”