Asan’ny Apostoly 23:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Nampahafantarina ahy anefa fa misy tetika maizina+ natao hamonoana azy, koa alefako avy hatrany atỳ aminao izy. Ary eo anatrehanao ny mpiampanga azy no asaiko milaza izay iampangany azy.”+ Asan’ny Apostoly 25:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Novaliako anefa izy ireo fa tsy fanaon’ny Romanina ny manolotra olona mba hampifaliana ny hafa fotsiny, raha tsy hoe efa nampifanatrehina tamin’ny mpiampanga azy angaha ilay olona,+ ka afaka niaro tena ny amin’izay iampangana azy.
30 Nampahafantarina ahy anefa fa misy tetika maizina+ natao hamonoana azy, koa alefako avy hatrany atỳ aminao izy. Ary eo anatrehanao ny mpiampanga azy no asaiko milaza izay iampangany azy.”+
16 Novaliako anefa izy ireo fa tsy fanaon’ny Romanina ny manolotra olona mba hampifaliana ny hafa fotsiny, raha tsy hoe efa nampifanatrehina tamin’ny mpiampanga azy angaha ilay olona,+ ka afaka niaro tena ny amin’izay iampangana azy.