Asan’ny Apostoly 18:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Dia nanomboka nitory tamim-pahasahiana tao amin’ny synagoga izy. Rehefa nandre azy i Prisila sy Akoila,+ dia nitondra azy niaraka taminy. Ary nohazavain’izy mivady marina kokoa taminy ny lalan’Andriamanitra. 1 Korintianina 16:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Mampamangy,+ hono, ianareo, hoy ireo fiangonana atỳ Azia. Mampamangy anareo indrindra ao amin’ny Tompo, hono, i Akoila sy Priska, mbamin’ny fiangonana ao an-tranony.+ 2 Timoty 4:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Mampamangy any amin’i Priska+ sy Akoila ary ny ankohonan’i Onesiforosy.+
26 Dia nanomboka nitory tamim-pahasahiana tao amin’ny synagoga izy. Rehefa nandre azy i Prisila sy Akoila,+ dia nitondra azy niaraka taminy. Ary nohazavain’izy mivady marina kokoa taminy ny lalan’Andriamanitra.
19 Mampamangy,+ hono, ianareo, hoy ireo fiangonana atỳ Azia. Mampamangy anareo indrindra ao amin’ny Tompo, hono, i Akoila sy Priska, mbamin’ny fiangonana ao an-tranony.+