10 Hanome voninahitra anao ny asanao rehetra, Jehovah ô!+
Ary hidera anao ireo tsy mivadika aminao.+
11 Hanambara ny voninahitry ny fanjakanao+ izy ireo,
Ary hiresaka momba ny herinao,+
ל [Lameda]
12 Mba hampahafantarana amin’ny olona ny asa nataonao tamin’ny herinao+
Sy ny haja amam-boninahitry ny fanjakanao.+