FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 3:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 ‘Ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô! Efa nanomboka nasehonao tamin’ny mpanomponao hoe tena miavaka ianao sady manana sandry mahery.+ Fa iza no andriamanitra mahavita an’ireny asa lehibe vitanao ireny, na any an-danitra na etỳ an-tany?+

  • 1 Tantara 29:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Anao Jehovah ô, ny fahalehibeazana+ sy ny hery+ sy ny hatsarana ary ny haja amam-boninahitra,+ fa anao ny zava-drehetra any an-danitra sy etỳ an-tany.+ Anao ny fanjakana, Jehovah ô,+ ary ianao Ilay misandratra ho ambonin’ny zava-drehetra.

  • Apokalypsy 15:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Nihira ny hiran’i Mosesy+ mpanompon’Andriamanitra sy ny hiran’ny Zanak’ondry+ izy ireo, hoe:

      “Lehibe sady mahagaga ny asanao,+ Jehovah* Andriamanitra ô, ilay Mahery Indrindra.+ Ara-drariny sy azo atokisana ny zavatra ataonao,+ ry Mpanjakan’ny mandrakizay.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara