Salamo 96:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mihirà ho an’i Jehovah; derao ny anarany. Ambarao isan’andro ny vaovao tsaran’ny famonjeny.+ Hebreo 13:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Koa manaova foana sorona fiderana ho an’Andriamanitra+ amin’ny alalan’i Jesosy, izany hoe vokatry ny molotra,+ ka resaho amin’ny hafa ny momba ny anarany.+
15 Koa manaova foana sorona fiderana ho an’Andriamanitra+ amin’ny alalan’i Jesosy, izany hoe vokatry ny molotra,+ ka resaho amin’ny hafa ny momba ny anarany.+