Efesianina 5:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ianareo vehivavy, maneke ny vadinareo,+ toy ny anekena ny Tompo, 1 Petera 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Toy izany koa ianareo vehivavy, maneke ny vadinareo.+ Amin’izay raha misy amin’izy ireo tsy mankatò ny teny masina, dia ho voataonan’ny fitondran-tenanareo izy, fa tsy ny teny lazainareo.+
3 Toy izany koa ianareo vehivavy, maneke ny vadinareo.+ Amin’izay raha misy amin’izy ireo tsy mankatò ny teny masina, dia ho voataonan’ny fitondran-tenanareo izy, fa tsy ny teny lazainareo.+