Salamo Hira Fiakarana. 134 Miderà an’i Jehovah,Ianareo rehetra mpanompon’i Jehovah,+Izay mijoro ao an-tranon’i Jehovah mandritra ny alina.+ 2 Aoka ianareo ho masina rehefa manandra-tanana hivavaka,*+Ary miderà an’i Jehovah. 3 I Jehovah, Ilay Mpanao ny lanitra sy ny tany, anieHitahy anao avy ao Ziona!