FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • lfb p. 218-219
  • Fampidirana ny Fizarana 14

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampidirana ny Fizarana 14
  • Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • Mitovitovy Aminy
  • Ny Fahitana Azon’i Jaona
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • Tahafo i Jesosy ka Aoka Ianao ho Sahy Hitory
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2009
  • Inona moa ny Fanjakan’Andriamanitra?
    Inona no Takin’Andriamanitra Amintsika?
  • Inona no Nampianarin’i Jesosy Momba ny Fanjakan’Andriamanitra?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2010
Hijery Hafa
Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
lfb p. 218-219
Ny apostoly Paoly sy Timoty, eny ambony sambo

Fampidirana ny Fizarana 14

Nitory ny vaovao tsaran’ilay Fanjakana hatrany amin’ny faritra lavitra indrindra ny Kristianina voalohany. Natoron’i Jesosy an-dry zareo hoe aiza avy no hitoriana. Nanao fahagagana koa i Jesosy dia afaka nampianatra olona samy hafa fiteny ry zareo. Nampian’i Jehovah ry zareo, dia lasa sahy nitory sy tsy nivadika na dia nenjehina mafy aza.

Nahazo fahitana avy tamin’i Jesosy ny apostoly Jaona, dia hitany ny voninahitr’i Jehovah. Hitany koa hoe resin’ilay Fanjakan’ny lanitra i Satana ka foana ny fitondrany. Hitany i Jesosy sy ny 144 000 miara-manjaka aminy, ny tany lasa paradisa, ary ny olona rehetra manompo an’i Jehovah sady mihavana sy miray saina.

TADIDIO IZAO:

  • Manome voninahitra an’i Jehovah isika rehefa manao ny asa asainy atao

  • Resaho amin’i Jehovah hoe hatokanao ho azy ny fiainanao, dia asehoy aminy hoe te ho lasa vahoakan’ny Fanjakany ianao

  • Ataovy namanao akaiky indrindra i Jehovah

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara