FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Agagita”
  • Agagita

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Agagita
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Hamana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Hamedota
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Agaga
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Nataon’Andriamanitra tsy nahomby ny fanandramana handripaka foko iray
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1986
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Agagita”

AGAGITA

(Agagìta) [An’i Agaga].

Teny iantsoana an’i Hamana sy Hamedota rainy, ao amin’ny Estera 3:1, 10; 8:3, 5; 9:24. Mety ho taranak’i Agaga àry izy mianaka, izany hoe Amalekita. Izany koa no fahazoan’ny Jiosy an’ilay teny hoe Agagita na taranak’i Agaga. Amin’izy ireo dia ilay mpanjaka resahin’ny 1 Samoela 15:8-33 ihany io Agaga io. Nilaza i Josèphe fa “Amalekita” i Hamana. (Rakitry ny Ela Jiosy, XI, 209 [vi, 5]) I Mordekay kosa taranak’i Kisy avy amin’ny fokon’i Benjamina. Azo lazaina ho mpifahavalo hatry ny ela àry izy sy Hamana.​—Es 2:5.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara