FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Habora”
  • Habora

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Habora
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Gozana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Eofrata
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Hara
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Fahababoana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Habora”

HABORA

(Habòra).

Tanàna na faritra nanaovana sesitany olona maro avy amin’ny fanjakan’ny foko folon’ny Israely. I Tiglato-pilesera III mpanjakan’i Asyria, no nandefa azy ireo tany. (1Ta 5:26) Misy manam-pahaizana milaza an’i Habora ho i Abhar, tanàna eo amoron’ny Reniranon’i Kezel Ovzan any amin’ny faritra avaratrandrefan’i Iran, tokony ho 210 km any andrefan’i Téhéran. Misy kosa mihevitra azy io ho sakelidranon’i Eofrata, izany hoe ny Reniranon’i Khabour any atsimoatsinanan’i Torkia, any avaratratsinanan’i Syria. Milaza izany izy ireo satria misy Baiboly mandika ny 2 Mpanjaka 17:6; 18:11 hoe “teo amoron’i Habora, onin’i Gozana.” (Prot., Kat.) Tokony hadika hoe “Habora izay eo amin’ny [na eo amoron’ny] reniranon’i Gozana” anefa io teny io, mba hifanaraka amin’ny 1 Tantara 5:26.​—TV, DIEM; Jereo GOZANA.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara