FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w09 15/12 p. 1-2
  • Loha Hevitra ato Anatiny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Loha Hevitra ato Anatiny
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2009
  • Lohatenikely
  • LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:
  • Zava-kendren’ny Lahatsoratra Fianarana
  • HO HITANAO ATO KOA:
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2009
w09 15/12 p. 1-2

Loha Hevitra ato Anatiny

15 Desambra 2009

Gazety Fianarana

LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:

1-7 Febroary 2010

Asehoy fa Mandroso Ianao

PEJY 11

HIRA: 45, 97

8-14 Febroary 2010

Aoka Ianao ho Faly Foana na dia Misy aza ny Olana

PEJY 15

HIRA: 75, 74

15-21 Febroary 2010

Ny Mesia, Ilay Nirahina Hamonjy Antsika!

PEJY 20

HIRA: 109, 5

22-28 Febroary 2010

Mitafia An’ilay Fitiavana Tsy ho Levona Mandrakizay

PEJY 24

HIRA: 3, 50

Zava-kendren’ny Lahatsoratra Fianarana

Lahatsoratra Fianarana 1, 2 PEJY 11-19

Afaka mampiseho ny fandrosoany ny Kristianina rehetra, na lahy na vavy, na kely na lehibe. Horesahina ao amin’ireo lahatsoratra ireo ny fomba azontsika anaovana izany. Ho hita ao koa fa afaka ny ho faly isika na dia misy aza ny olana.

Lahatsoratra Fianarana 3 PEJY 20-24

Porofoin’ny Baiboly fa i Jesosy no ilay Mesia nampanantenaina. Naniraka ny Zanany ho etỳ an-tany i Jehovah mba hahatonga ny anarany tsy ho afa-baraka intsony, sy hanaporofo fa izy no manana zo hitondra, ary hanafaka ny olombelona amin’ny ota sy ny fahafatesana. Tokony hisy heriny eo amin’ny fanompoantsika izany.

Lahatsoratra Fianarana 4 PEJY 24-28

Inona no hanampy antsika ho tia an’i Jehovah sy Jesosy? Nahoana no lazaina hoe miaritra ny zava-drehetra ny fitiavana, ary tsy ho levona mandrakizay? Hamaly izany io lahatsoratra manazava ny andinin-teny ho an’ny taona 2010 io.

HO HITANAO ATO KOA:

Tadidinao Ve?

PEJY 3

Afaka Hiampita ho any Makedonia ve Ianao?

PEJY 4

Be Atao Nefa Faly Manompo An’Andriamanitra

PEJY 8

Tonga Teto Amin’ny Nosy Mena ny Baiboly

PEJY 29

Fanondroana ny Foto-kevitra Tamin’ny Tilikambo Fiambenana 2009

PEJY 32

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara