Loha Hevitra ato Anatiny
15 Mey 2012
© 2012 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania. Tsy azo adika na alain-tahaka.
Gazety Fianarana
LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:
2-8 JOLAY 2012
Mankasitraka ny Fanomezan’Andriamanitra ve Ianao?
9-15 JOLAY 2012
Miezaha Mafy Hanavotra ny Tokantranonao
16-22 JOLAY 2012
Matokia An’i Jehovah, Ilay Andriamanitra Manaja Fotoana
PEJY 17 • HIRA: 116, 135
23-29 JOLAY 2012
ZAVA-KENDREN’NY LAHATSORATRA FIANARANA
LAHATSORATRA FIANARANA 1, 2 PEJY 3-12
Hovaliana ao amin’ireo lahatsoratra ireo hoe inona no hanampy antsika hankasitraka ny fanambadiana, izay fanomezan’Andriamanitra? Nahoana no mila havotana ny tokantrano? Ary nahoana no sambatra ny mpivady rehefa mampihatra ny torohevitry ny Baiboly?
LAHATSORATRA FIANARANA 3 PEJY 17-21
Hodinihina ao hoe nahoana no lazaina fa manaja fotoana i Jehovah. Hanatanjaka ny finoantsika azy izany, hanampy antsika hatoky ny Baiboly, ary hahatonga antsika ho tapa-kevitra hampiasa tsara ny fotoanantsika eo am-piandrasana ny famonjen’i Jehovah.
LAHATSORATRA FIANARANA 4 PEJY 23-27
Na dia tia an’Andriamanitra aza isika, dia tsy lavorary. Te hanome taratra ny voninahiny anefa isika. Ahoana no ahafahantsika manao izany? Ahoana no hanahafantsika an’i Jehovah sy hampifaliana azy? (Efes. 5:1) Ary inona no hanampy antsika hanome voninahitra azy foana? Izany no hodinihina ao amin’io lahatsoratra io.
HO HITANAO ATO KOA
13 Tiako ny Niaraka Tamin’ny Be Taona
28 “Mitandrema Amin’ny Lalivain’ny Fariseo”
FONONY: Mpivady mpisava lalana mitory amin’ny mpamily kamiao, eny amin’ny fiantsonan’ny kamiao any Toulouse, any Frantsa. Kamiao 1 800 mahery avy any amin’ny faritra samihafa eran’i Eoropa no mandalo eo isan’andro
FRANTSA
MPONINA
63 787 000
MPITORY
122 433
MPISAVA LALANA
Niampy 2 798 ny mpisava lalana tany tato anatin’ny 5 taona