FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w12 15/6 p. 1-2
  • Loha Hevitra ato Anatiny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Loha Hevitra ato Anatiny
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2012
  • Lohatenikely
  • LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:
  • ZAVA-KENDREN’NY LAHATSORATRA FIANARANA
  • HO HITANAO ATO KOA
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2012
w12 15/6 p. 1-2

Loha Hevitra ato Anatiny

15 Jona 2012

© 2012 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania. Tsy azo adika na alain-tahaka.

Gazety Fianarana

LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:

30 JOLAY 2012–5 AOGOSITRA 2012

“Mpampiharihary Zava-miafina” i Jehovah

PEJY 7 • HIRA: 114, 117

6-12 AOGOSITRA 2012

Mampahafantatra “ny Zavatra Hitranga Tsy ho Ela” i Jehovah

PEJY 14 • HIRA: 116, 54

13-19 AOGOSITRA 2012

Nahoana no Tokony Hatao Loha Laharana ny Fanompoana An’i Jehovah?

PEJY 20 • HIRA: 66, 103

20-26 AOGOSITRA 2012

‘Notarihin’ny Fanahy Masina Izy Ireo’

PEJY 25 • HIRA: 37, 95

ZAVA-KENDREN’NY LAHATSORATRA FIANARANA

LAHATSORATRA FIANARANA 1, 2 PEJY 7-18

Inona no faminaniana manampy antsika hahafantatra izay hitranga tsy ho ela eto amin’ity tontolo ity? Hodinihina ao amin’ireo lahatsoratra roa ireo ny momba ilay sarivongana ngezabe ao amin’ny Daniela toko faha-2, sy ny momba ilay bibidia sy ny sariny ao amin’ny Apokalypsy toko faha-13 sy 17.

LAHATSORATRA FIANARANA 3 PEJY 20-24

Hodinihintsika ny fanapahan-kevitra noraisin’ireo mpanompon’i Jehovah fahiny, mba hanampy antsika handinika ny fomba ampiasantsika ny fotoanantsika sy ny herintsika ary ny fananantsika. Nivoady mantsy isika, tamintsika natao batisa hoe ny sitrapon’i Jehovah no hataontsika loha laharana.

LAHATSORATRA FIANARANA 4 PEJY 25-29

Hodinihintsika ao amin’io lahatsoratra io hoe ahoana no “nitarihan’ny fanahy masina” an’ireo mpanoratra Baiboly, ary nahoana isika no matoky hoe avy amin’Andriamanitra izy io. (2 Pet. 1:21) Horesahina koa hoe inona no manampy antsika hankasitraka foana ny Soratra Masina.

HO HITANAO ATO KOA

3 Nianatra avy Tamin’ny Asa Fanompoana Nataonay Izahay

12 Iza Ireo Mpanjaka Valo?

19 Fanontanian’ny Mpamaky

30 Mitadiava “Tari-dalana Tsara”

32 Mampiova Olona ny Hatsaram-panahy

FONONY: Mitory amin’ny toerana isan-karazany ny mpitory, mba hahitana olona faran’izay betsaka. Mitory eny amin’ny lakana fivarotana any Damnoen Saduak, izy ireo, any Tailandy.

TAILANDY

MPONINA

66 720 000

MPITORY

3 423

MPISAVA LALANA

Miisa 824 ny mpisava lalana maharitra any

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara