Loha Hevitra ato Anatiny
15 Oktobra 2014
© 2014 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:
1-7 DESAMBRA 2014
Ataovy Mafy Orina ny Finoanao An’ilay Fanjakana
PEJY 7 • HIRA: 108, 129
8-14 DESAMBRA 2014
“Ho Fanjaka-mpisorona” Ianareo
15-21 DESAMBRA 2014
Ankasitraho ny Tombontsoanao Miara-miasa Amin’i Jehovah
PEJY 23 • HIRA: 120, 44
22-28 DESAMBRA 2014
“Ataovy Foana Izay Hifantohan’ny Sainareo Amin’ny Zavatra any Ambony”
LAHATSORATRA FIANARANA
▪ Ataovy Mafy Orina ny Finoanao An’ilay Fanjakana
▪ “Ho Fanjaka-mpisorona” Ianareo
Ny Fanjakan’ny Mesia no ampiasain’i Jehovah mba hanatanterahana ny fikasany momba ny tany sy ny olombelona. Hodinihintsika ireo fifanekena maromaro resahin’ny Baiboly sy ny fifandraisan’izy ireo amin’ilay Fanjakana. Hojerentsika koa hoe nahoana izany no mahatonga antsika hatoky tanteraka an’io Fanjakana io.
▪ Ankasitraho ny Tombontsoanao Miara-miasa Amin’i Jehovah
Resahina ao ny modely navelan’ny mpanompon’i Jehovah fahiny sy ankehitriny. Handrisika antsika izany mba hankasitraka kokoa ny tombontsoa sarobidy ananantsika, dia ny tombontsoa miara-miasa amin’i Jehovah.
▪ “Ataovy Foana Izay Hifantohan’ny Sainareo Amin’ny Zavatra any Ambony”
Maro ny fitsapam-pinoana amin’izao andro farany izao. Efa niatrika an’izany ny olona tsy mivadika fahiny, toa an-dry Abrahama sy Mosesy. Inona no ianarantsika avy amin’izy ireny? Hanampy antsika hiaritra io lahatsoratra io, satria mandrisika antsika hampifantoka foana ny saintsika amin’i Jehovah sy ny Fanjakany.
FONONY: Anabavy roa mitory amin’ny mpandalo eny amin’ny arabe, ao amin’ny tanànan’i Tausa, any Taita, izay tsy lavitra ny havoanan’i Mbololo, any amin’ny faritra atsimoatsinanan’i Kenya
KENYA
MPONINA
44 250 000
MPITORY
26 060
MPIANATRA BAIBOLY
43 034
MPANATRIKA FAHATSIAROVANA TAMIN’NY 2013
60 166