FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • wp16 No. 4 p. 16
  • Inona no Lazain’ny Baiboly?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Inona no Lazain’ny Baiboly?
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2016
  • Lohatenikely
  • Mitovitovy Aminy
  • Ny olona ve no namorona ny fivavahana?
  • Tsy maintsy mpivavaka any amin’ny fivavahana iray ve ianao vao ankasitrahan’Andriamanitra?
  • Fivavahana
    Mifohaza!—2014
  • Tsy Maintsy Manana ny Fivavahanao ve Ianao vao Ankasitrahan’Andriamanitra?
    Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly
  • Fanarahana ny Fivavahana Madio mba Hahatafita Velona
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1992
  • Tokony hiova finoana ve hianao?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1965
Hijery Hafa
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2016
wp16 No. 4 p. 16
Fianakaviana iray mijery toeram-pivavahana isan-karazany

Inona no Lazain’ny Baiboly?

Ny olona ve no namorona ny fivavahana?

MISY MILAZA FA ny olona no namorona ny fivavahana. Ny hafa indray mihevitra fa Andriamanitra no nampisy ny fivavahana mba hanampiana ny olona hanatona azy. Ahoana ny hevitrao?

IZAY LAZAIN’NY BAIBOLY

Misy ny “fivavahana madio sady tsy misy loto eo imason’Andriamanitra Raintsika.” (Jakoba 1:27) Avy amin’Andriamanitra àry ny fivavahana madio na marina.

INONA KOA NO LAZAIN’NY BAIBOLY?

  • Tsy maintsy manaraka ny fahamarinana ao amin’ny Baiboly ny fivavahana vao ankasitrahan’Andriamanitra.—Jaona 4:23, 24.

  • Tsy misy dikany ny fivavahana raha hevitr’olombelona no arahiny.—Marka 7:7, 8.

Tsy maintsy mpivavaka any amin’ny fivavahana iray ve ianao vao ankasitrahan’Andriamanitra?

AHOANA NY HEVITRAO?

  • Eny

  • Tsia

  • Arakaraka

IZAY LAZAIN’NY BAIBOLY

‘Aoka isika hifampihevitra mba handrisika ho amin’ny fitiavana sy ny asa tsara, ka tsy hahafoy ny fiarahantsika mivory.’ (Hebreo 10:24, 25) Tian’Andriamanitra àry ny mpanompony raha miara-mivavaka sady voalamina tsara.

INONA KOA NO LAZAIN’NY BAIBOLY?

  • Tokony hitovy ny zavatra inoan’ireo miara-manompo an’Andriamanitra.—1 Korintianina 1:10, 11.

  • Toy ny fianakaviambe maneran-tany ny olona ao amin’ny fivavahana ankasitrahan’Andriamanitra.—1 Petera 2:17.

Raha mila fanazavana fanampiny ianao, dia jereo ny toko 15 amin’ny boky Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly?, navoakan’ny Vavolombelon’i Jehovah

Azo alaina ao amin’ny www.pr2711.com/mg io boky io

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara