FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 4/90 p. 1
  • Fivoriana ho amin’ny asa fitoriana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fivoriana ho amin’ny asa fitoriana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
  • Mitovitovy Aminy
  • Fomba fampiseho ny vaovao tsara—Amin’ny fanolorana famandrihana amim-pahasahiana
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
  • Miomàna Ho Amin’ny Asa Fizarana Gazety Amin’ny Aprily
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1996
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
km 4/90 p. 1

Fivoriana ho amin’ny asa fitoriana

2-8 APRILY

Aoka isika hanasa ny hafa ho tonga amin’ny Fahatsiarovana

1. Ahoana no hampiasana amin’ny fomba mandaitra ireo taratasy fanasana?

2. Inona no azontsika lazaina?

3. Ahoana no azontsika anampiana ny hafa hanatrika izany?

9-15 APRILY

Rehefa hanolotra famandrihana ianao

1. Lahatsoratra inona no hasongadinao?

2. Ahoana no hampifandraisanao ny zavatra hatolotra amin’ny foto-dresaka?

16-22 APRILY

Ahoana no hanaovanao fiverenana mitsidika

1. Amin’olona nanatrika Fahatsiarovana?

2. Amin’olona nandray gazety?

3. Rehefa fohy ny fitsidihana teo aloha na tapaka?

23-29 APRILY

Aoka isika hitory amim-pahasahiana

1. Nahoana moa isika no tokony haneho fahasahiana nefa koa fahaiza-mandanjalanja?

2. Inona moa no ilàna fahasahiana rehefa manao fanambarana tampotampoka?

3. Ahoana no hanolorana famandrihana amim-pahasahiana?

30 APRILY–6 MAY

Ny foto-dresaka amin’ny may

1. Diniho ireo hevitra fototra

2. Fampidiran-dresaka inona nalaina tao amin’ny boky Comment raisonner no ho azonao ampiasaina?

3. Ahoana no hampitohizanao ny resaka amin’ny fampisehoana ny zavatra hatolotra?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara