Rapaoron’ny volana janoary 1990
Isa Ora Gaz. Fits Famp. B
Mpit.maha.mano 39 143,1 19,7 82,6 14,7
Mpit.maha.mand 246 82,6 13,9 46,2 9,0
Mipit.maha.mpa 160 63,6 11,8 32,7 6,9
Mpitory tsotra 3 049 13,2 2,2 7,1 2,0
Vao voalohany isika no nihoatra ny mpitory 3 500 tamin’ny mpitory 3 512 tamin’ny janoary 1990. Tampon’isa vaovao izany.