FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 4/91 p. 1
  • Fivoriana ho amin’ny asa fitoriana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fivoriana ho amin’ny asa fitoriana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
  • Mitovitovy Aminy
  • Miomàna Ho Amin’ny Asa Fizarana Gazety Amin’ny Aprily
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1996
  • Aprily — Fotoana ‘Ikelezantsika Aina sy Iezahana’
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2001
  • Ho volana manokana ve ny volana Aprily ho anao?
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1992
  • Afaka Manao ny Aprily 2000 ho ny Volana Tsara Indrindra ho Antsika ve Isika?
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2000
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
km 4/91 p. 1

Fivoriana ho amin’ny asa fitoriana

1-7 APRILY

Foto-dresaka vaovao

1. Ahoana no hampidiranao azy io?

2. Hevitra fototra inona avy no hasongadinao?

3. Ahoana no hampifandraisanao azy amin’ny zavatra atolotra?

8-14 APRILY

Nahoana no tsara ny fahaiza-mampifanaraka ny atao amin’ny toe-javatra?

1. Amin’ny resadresaka atao isan-trano?

2. Rehefa manolotra zavatra vita an-tsoratra?

3. Rehefa miara-miasa amin’ny mpitory hafa iray?

15-21 APRILY

Ahoana no azonao ampisehoana fiheverana ny

1. Tompon-trano sahirana?

2. Tompon-trano be taona na kilemaina?

3. Mpitory vaovao na be taona?

22-28 Aprily

Ahoana no

1. Hanampianao mpitory vaovao iray mba hiomana ho amin’ny asa fitoriana?

2. Hanomananao ny kitaponao?

3. Hiomananao ho amin’ny fanaovana fiverenana mitsidika?

29 APRILY — 5 MAY

Ahoana no azontsika ampisehoana fanajana ny

1. Baibolintsika sy ireo zavatra hapetratsika?

2. Tompon-trano sy ny fananany?

3. Antokon’olona hivoaka ho eny amin’ny saha fitoriana?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara