Vaovao Teokratika
◆ Arzantina: Vita tamin’ny asabotsy faha-27 Oktobra ny fitokanana ny trano fonenana, ny birao, ary ny fanontam-printin’ny Betela any Arzantina. Tamin’io fotoana io ihany dia tratra ny tampon’isa tamin’ny mpitory 83 936 nandritra ny volana.
◆ Romania: Tampon’isa vaovao tamin’ny mpitory 19 734 tamin’ny Septambra. — Fitomboana 16 isan-jato raha oharina amin’ny tamin’ny Septambra 1989.