Vaovao Teokratika
◆ Tamponˈisa vaovao taminˈny mpitory 18 962 no tratranˈi Autriche taminˈny Desambra
◆ I Martinique dia nahazo tamponˈisa vaovao taminˈny mpitory 3 005 taminˈny Desambra. Ny fandaharana taminˈny andro fivoriambe manokana dia nahitana mpanatrika 5 410, ary 92 no natao batisa.
◆Nahatratra isanˈny mpitory 24 090 taminˈny fitambarany i Porto Rico taminˈny Desambra.
◆ Ny fivoriambeˈny fizaran-tany 4E izay natao teto Antananarivo dia nahitana mpanatrika 1 150 ary 16 no natao batisa. 2D: Mpanatrika 828, ny natao batisa 12. 2E: Mpanatrika 910, ny natao batisa 16. Tsiroanomandidy: Mpanatrika 174. Miarinarivo-Itasy: Mpanatrika 100.