FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 1/92 p. 4
  • Vaovao Teokratika

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Vaovao Teokratika
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1992
  • Mitovitovy Aminy
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1996
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1994
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1992
km 1/92 p. 4

Vaovao Teokratika

Samoa amerikana: Tratra ny tampon’isa vaovao tamin’ny Aogositra tamin’ny mpitory 203, izay mampiseho fitomboana 13 isan-jato.

Jamaika: Tratra ny tampon’isa vaovao tamin’ny Aogositra tamin’ny mpitory 9 430. Natrehin’ny mpanatrika 19 274 ny fivoriamben’ny distrika nataon’izy ireo, ary nisy 294 ny natao batisa.

Madagasikara: Milaza ny tatitra fa nisy tampon’isa vaovao tamin’ny mpitory 4 005 tamin’ny Aogositra, ary nandany 14 ora isam-bolana tamin’ny antsalany teo amin’ny asa fanompoana ireo mpitory. Ary mahafaly ny manampy fa tamin’ny Oktobra isika dia nahatratra tampon’isa niavaka dia niavaka tamin’ny mpitory 4524.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara