FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 5/92 p. 2
  • Vaovao Teokratika

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Vaovao Teokratika
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1992
  • Mitovitovy Aminy
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1995
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1992
  • Vaovao Teôkratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1999
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1992
km 5/92 p. 2

Vaovao Teokratika

Congo: Faly izahay milaza aminareo fa nekena amin’ny fomba ara-dalàna ny asan’ny Vavolombelon’i Jehovah tamin’ny Novambra 1991 any amin’ny Repoblika demokratikan’i Congo.

Pérou: Ny fitambaran’isan’ny mpitory 39 104 tamin’ny Desambra, dia mampiseho fitomboana 12 isan-jato oharina amin’ny tamin’io volana io ihany tamin’ny herintaona. Ny miavaka dia ny hoe nahaforona 23 isan-jaton’ny fitambaran’isan’ny mpitory ireo mpitory maharitra 8 842.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara