FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 10/92 p. 3
  • Vaovao Teokratika

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Vaovao Teokratika
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1992
  • Mitovitovy Aminy
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1992
  • Vaovao teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
  • Vaovao teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1992
km 10/92 p. 3

Vaovao Teokratika

Guadeloupe: Nisy tampon’isa vaovao tamin’ny mpitory 6 830 sy fampianarana Baiboly 9 302, nanaovan’izy ireo tatitra tamin’ny volana May. Nisy fivoriamben’ny fizaran-tany efatra natao ka nahatratra 12 407 ny mpanatrika rehetra ary 123 ny natao batisa rehetra tamin’izany.

Romania: Tamin’ny volana Aprily, dia nisy tampon’isa vaovao tamin’ny mpitory 23 938, izay fitomboana 17 isan-jato raha oharina amin’ny antsalany tamin’ny herintaona, ary ny isan’ny mpanatrika ny Fahatsiarovana 66 395 dia niavaka tokoa.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara