FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 9/92 p. 2
  • Vaovao Teokratika

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Vaovao Teokratika
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1992
  • Mitovitovy Aminy
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
  • Vaovao teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1992
km 9/92 p. 2

Vaovao Teokratika

Bénin: Ny filazana asa tamin’ny Aprily dia mampiseho fa nitarika fampianarana Baiboly 4 442 tany an-tokantrano ireo mpitory 2 793 ary nanao fiverenana mitsidika 30 814. Samy tampon’isa avokoa ireo tarehimarika telo ireo.

Bolgaria: Tao anatin’ny herintaona monja, ny isan’ireo mpitory 107 namerina filazana asa dia niakatra ho 218 tamin’ny Martsa. Fitomboana 104 isan-jato izany. Nandany 19,7 ora tamin’ny antsalany teny amin’ny asa fanompoana ireo mpitory ary nitarika fampianarana Baiboly 585. Ny andro fivoriambe manokana voalohan’izy ireo dia natao tamin’ny Martsa, ary nisy 900 ny mpanatrika tamin’izany.

Tsekoslovakia: Nisy tampon’isa vaovao teo amin’ny mpitory 25 111 namerina filazana asa tamin’ny Martsa. Izany dia fitomboana 9 isan-jato raha oharina amin’ny antsalany tamin’ny herintaona.

Equateur: Nisy 99 987 ny nanatrika ny Fahatsiarovana tamin’ity taona ity. Ny tampon’isa vaovao tamin’ny mpitory 21 734 tamin’ny Aprily dia milaza fa hitohy ny fitomboana.

Nicaragua: Nisy tampon’isa vaovao tratra saiky tamin’ny lafiny rehetra tamin’ny fanompoana mifandray amin’ilay Fanjakana tamin’ny Aprily. Avo dimy heny noho ny isan’ny mpitory, izay nahatratra 9 629 tamin’iny volana iny, ny isan’ny mpanatrika tamin’ny Fahatsiarovana.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara