FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 9/91 p. 3
  • Vaovao Teokratika

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Vaovao Teokratika
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
  • Mitovitovy Aminy
  • Vaovao teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
km 9/91 p. 3

Vaovao Teokratika

Kolombia: Nisy tampon’isa vaovao tratra tamin’ny mpanatrika ny Fahatsiarovana 205 355, izany hoe nihoatra 23 000 noho ny tamin’ny taon-dasa. Rehefa ampitahaina amin’ny tampon’isan’ny mpitory 48 774 tamin’ny Aprily izany, ny 76 isan-jaton’ireo nanatrika dia olona liana.

Grèce: Tampon’isa vaovao ny an’ireo mpitory 24 504 araka ny hita tao amin’ny filazana asa tamin’ny Aprily, ary nisy tampon’isa vaovaon’ny mpitory maharitra 1 516.

Hongria: Nisy mpitory 11 296 namerina filazana momba ny fampianarana Baiboly 8 084 tamin’ny fitambarany tamin’ny Aprily.

Philippines: Natao tamin’ny 13 Aprily ny fitokanana ny biraon’ny sampana vaovao ka nisy 1 718 ny mpanatrika. Ny andro nanaraka izany dia nisy lahateny manokana re tamin’ny toerana enina, ka nisy 78 501 ny mpanatrika tamin’izany. Nanao tatitra i Philippines fa nisy tampon’isan’ny mpitory 110 225 nandritra ny volana Aprily.

Toamasina: Andro fivoriambe manokana tamin’ny 7 Jolay 1991: mpanatrika: 816, natao batisa: 18.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara