FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 3/93 p. 3
  • Ho Fanomanana ny Fahatsiarovana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ho Fanomanana ny Fahatsiarovana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
  • Mitovitovy Aminy
  • Miomàna ho Amin’ny Fahatsiarovana
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1995
  • “Aza mitsahatra manao izao ho fahatsiarovana ahy”
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1992
  • Valin’ny Fanontanianareo
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2007
  • Fampahatsiahivana Momba ny Fahatsiarovana
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1996
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
km 3/93 p. 3

Ho Fanomanana ny Fahatsiarovana

Efa nampahafantarina ny amin’ny fotoana sy ny toerana marina hanaovana ny fankalazana ve ny rehetra, anisan’izany ny mpandahateny? Manana fomba handehanana any ve ny mpandahateny?

Efa nisy fandaharana voafaritra tsara natao ve mba hahazoana ireo marika sy hitondrana azy ireo any an-toerana amin’ny fotoana mety?

Efa nisy fandaharana natao ve mba hanisiana lamban-databatra madio sy vera ary lovia ampy tsara eo ambonin’ny latabatra, alohan’ny fotoana?

Inona avy no fandaharana efa natao mba hanadiovana ny Efitrano Fanjakana alohan’ny fotoana?

Efa notendrena ve ireo ho mpikarakara ny mpanatrika sy mpanolotra ireo marika? Efa nalamina ve ny hisian’ny fivoriana hatao miaraka amin’izy ireo alohan’ny Fahatsiarovana mba handinihana ny andraikitry ny tsirairay avy? Rahoviana izany? Inona no fomba harahina mba hahazoana antoka fa hizotra tsara ny fanolorana ireo marika amin’ny mpanatrika rehetra?

Vita tsara ve ireo fandaharana hanampiana ireo rahalahy sy anabavy be taona sy kilemaina? Misy fandaharana natao ve mba hanolorana ireo marika amin’izay voahosotra mety ho voatana ao am-pandriana ka tsy ho afaka ny hiaraka amin’ny kongregasiona?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara